Tompo mpamonjy ahy (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nasandratro avo tononkira.serasera.org ny masoko
avy aiza ny famonjena ahy
(ny famonjena ahy dia avy amin'ndRay
Mpahary izao rehetra izao) 2 wxiah fois
Tompo Tsitoha
Izy irery ihany no lalana sy fahamarinana
Mpiady mahery azo antoka amini'izao fiainana iweom izao
indro eo an-tanany avokoa zay rehetra mombanao
Aza vxfflrow matahotra ianao
Nasandratro avo ny masoko
avy aiza ny famonjena ahy
(ny famonjena ahy dia avy amin'ndRay
Mpahary izao rehetra izao) 2 fois
Tompo Tsitoha
avy aiza ny famonjena ahy
(ny famonjena ahy dia avy amin'ndRay
Mpahary izao rehetra izao) 2 wxiah fois
Tompo Tsitoha
Izy irery ihany no lalana sy fahamarinana
Mpiady mahery azo antoka amini'izao fiainana iweom izao
indro eo an-tanany avokoa zay rehetra mombanao
Aza vxfflrow matahotra ianao
Nasandratro avo ny masoko
avy aiza ny famonjena ahy
(ny famonjena ahy dia avy amin'ndRay
Mpahary izao rehetra izao) 2 fois
Tompo Tsitoha
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny kananaVangy : 316
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 25/02/2026 08:22
