Tompo mpamonjy ahy (Akon'ny kanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nasandratro avo ny masoko
avy aiza ny famonjena ahy
(ny famonjena ahy dia avy amin'ndRay
Mpahary tononkira.serasera.org izao rehetra izao) 2 fois
Tompo Tsitoha
Izy irery ihany no lalana sy fahamarinana
Mpiady mahery azo antoka sixvlzr amini'izao fiainana izao
indro gnewdozg eo an-tanany avokoa zay rehetra mombanao
Aza matahotra ianao
Nasandratro avo ny masoko
avy aiza ny famonjena ahy
(ny famonjena ahy dia avy pcvdezxu amin'ndRay
Mpahary izao rehetra izao) 2 fois

--------
Link:
About this song
Artist : Akon'ny kananaHits : 316
Likes : 1 Like
Created by : mihanta3mich
Date : 25/02/2026 08:22