Tompo mpamonjy ahy (Akon'ny kanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nasandratro avo ny masoko
avy aiza fvsrax tononkira.serasera.org ny famonjena ahy
(ny famonjena ahzmqk ahy dia avy amin'ndRay
Mpahary izao rehetra izao) 2 fois
Tompo Tsitoha

Izy irery ihany no lalana zvdda sy fahamarinana
Mpiady mahery azo antoka amini'izao fiainana izao
indro eo an-tanany avokoa zay rehetra mombanao
Aza matahotra ianao

Nasandratro avo ny masoko
avy aiza ny famonjena ahy
(ny famonjena ahy dia avy amin'ndRay
Mpahary izao rehetra izao) 2 fois
Tompo Tsitoha

--------
Rohy:
Hevitra
mihanta3mich ( 25/02/2026 08:24)
Mampiakatra fanantenana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'ny kanana
Vangy : 376
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta3mich
Daty : 25/02/2026 08:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3174