Mandalo (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Aza sodoka amin'ny fiainana ety an-tany
      Variana amin'ny okvjz vola izay levona sy mora lany
      Tsy mahatsiaro intsony ny saqidn Tompo fa any tononkira.serasera.org dia any

Ref: Mandalo ihany
         Mandalo izao tontolo izao sy ny filany
         fa izay mitoetra ao amin-dRay
         no maharitra mandrakizay

2 -Raha toa ka tafita,misosa sy mety ny atao
     Ity misy hafatra tiako hampitaina aminao
    futigi  Aza atao tsidi-pahitra lava ny tranon'ny Tompo

Ref: Mandalo ihany
         Mandalo izao tontolo izao sy ny filany
         fa izay mitoetra ao amin-dRay
         no maharitra mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)
Vangy : 2018
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 03/12/2014 19:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295