Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aminao no ametrahako (Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Atolotro ho Anao Jesoa
ity foko ka raiso sy anjakao.
Omeko tononkira.serasera.org ho Anao avokoa
ny momba ahy rehetra ry Tompo ô
Ref1 :
Am-pelatananao ny fiainako,
Ka vucrzj amboary ny fisainako
Mba tsy hanaiky ireo fakam-panahy
Fa mba hijoro tsy misy ahiahy
Tompo ô, aminao no ametrahako
ny androm-piainako
2- Ilay ranao soa hohbwtv nitete
No nanafaka ahy tamin'ny otako
He babonao tokoa ity foko
Ka raiso ho lapanao
Ref 2:
Raha Ianao no mitantana ahy
Dia foana hatreo ireo ahiahy;
Ny herinao no iankinako
Ka tsy hanan-tahotra intsony ity fo
Tompo ô, aminao savxssas no ametrahako
ny androm-piainako.
ity foko ka raiso sy anjakao.
Omeko tononkira.serasera.org ho Anao avokoa
ny momba ahy rehetra ry Tompo ô
Ref1 :
Am-pelatananao ny fiainako,
Ka vucrzj amboary ny fisainako
Mba tsy hanaiky ireo fakam-panahy
Fa mba hijoro tsy misy ahiahy
Tompo ô, aminao no ametrahako
ny androm-piainako
2- Ilay ranao soa hohbwtv nitete
No nanafaka ahy tamin'ny otako
He babonao tokoa ity foko
Ka raiso ho lapanao
Ref 2:
Raha Ianao no mitantana ahy
Dia foana hatreo ireo ahiahy;
Ny herinao no iankinako
Ka tsy hanan-tahotra intsony ity fo
Tompo ô, aminao savxssas no ametrahako
ny androm-piainako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i Ziona Famonjena (Nosy Be)Vangy : 1704
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 12/04/2016 19:23
