vatolampy (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tatolampy tsy miova ianao
vatolampy fahagola ianao
toky tsy mamitaka tononkira.serasera.org ny teninao
ka dera laza ho anao ry Tompo o
fa iza moa no tsy manaiky
ny herinao
iza koa no tsy manaiky
fa hianao
efa maty ho anay nefa anie
nisolo ota ny vahoaka marobe
ampianaro izahay tompo o
mba ho zclw tia ny namanay
toa anao
mba ho maro an’isa ka ho be dia be
f’éfa nomenao fitia agape
fa iza moa no tsy manaiky
ny herinao
iza koa no tsy manaiky
efa maty ho anay nefa gyztwh anie
nisolo ota zoucpegq ny vahoaka
marobe
fa ianao
vatolampy fahagola ianao
toky tsy mamitaka tononkira.serasera.org ny teninao
ka dera laza ho anao ry Tompo o
fa iza moa no tsy manaiky
ny herinao
iza koa no tsy manaiky
fa hianao
efa maty ho anay nefa anie
nisolo ota ny vahoaka marobe
ampianaro izahay tompo o
mba ho zclw tia ny namanay
toa anao
mba ho maro an’isa ka ho be dia be
f’éfa nomenao fitia agape
fa iza moa no tsy manaiky
ny herinao
iza koa no tsy manaiky
efa maty ho anay nefa gyztwh anie
nisolo ota zoucpegq ny vahoaka
marobe
fa ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Vangy : 2823
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 03/12/2007 05:47
