vatolampy (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tatolampy tsy miova ianao
vatolampy fahagola ianao
toky tsy mamitaka ny teninao
ka dera laza ho anao ry Tompo o
fa iza moa no tsy manaiky
ny herinao
iza koa no tsy manaiky
fa hianao
efa maty ho anay nefa anie
nisolo ota ny swpy vahoaka marobe
ampianaro izahay tompo o
mba ho tia ny zzwztq namanay
toa anao
mba ho maro hoenjt an’isa ka ho be dia be
f’éfa nomenao fitia agape
fa iza moa no tsy manaiky
ny herinao
iza koa no tsy manaiky
efa maty ho anay nefa anie
nisolo ota ny vahoaka
marobe
fa tononkira.serasera.org ianao
vatolampy fahagola ianao
toky tsy mamitaka ny teninao
ka dera laza ho anao ry Tompo o
fa iza moa no tsy manaiky
ny herinao
iza koa no tsy manaiky
fa hianao
efa maty ho anay nefa anie
nisolo ota ny swpy vahoaka marobe
ampianaro izahay tompo o
mba ho tia ny zzwztq namanay
toa anao
mba ho maro hoenjt an’isa ka ho be dia be
f’éfa nomenao fitia agape
fa iza moa no tsy manaiky
ny herinao
iza koa no tsy manaiky
efa maty ho anay nefa anie
nisolo ota ny vahoaka
marobe
fa tononkira.serasera.org ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Hits : 2879
Likes : 0 Like
Created by : andreasr
Date : 03/12/2007 05:47
