Izaho anie jeso (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie Jesoa ka mba maniry
tsy haditra intsony na hikiry
fa hiova fo ka tsy hania
ka onenonao doria doria
Izaho, izaho anie Jesoa
mba diovinao
ho tempolinao
izaho, izaho anie Jesoa zmfkh oo
tanonao mandrakizay
Izao anie Jesoa tsy te-hiala
eo anilanao mba hahalala
fa ny dianao dia vitsy tia
nefa paradisa mamy ery
izaho, tononkira.serasera.org izaho anie Jesoa.............
izaho dqhyapfl anie Jesoa ka mba mikasa
tsy hamerina irony lasa
toetra sadasada maramara
tsy mba sitrakao ry Tompo tsara
izaho, izaho anie Jeso...................; mndxsz
tsy haditra intsony na hikiry
fa hiova fo ka tsy hania
ka onenonao doria doria
Izaho, izaho anie Jesoa
mba diovinao
ho tempolinao
izaho, izaho anie Jesoa zmfkh oo
tanonao mandrakizay
Izao anie Jesoa tsy te-hiala
eo anilanao mba hahalala
fa ny dianao dia vitsy tia
nefa paradisa mamy ery
izaho, tononkira.serasera.org izaho anie Jesoa.............
izaho dqhyapfl anie Jesoa ka mba mikasa
tsy hamerina irony lasa
toetra sadasada maramara
tsy mba sitrakao ry Tompo tsara
izaho, izaho anie Jeso...................; mndxsz
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Visites : 4238
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : roux
Date : 03/04/2008 07:10
