NY FAHAZAZAKO (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahazazako Tompo ô! kmawx Dia pxrt tsapako
Fa tena tombony ho ahy eo anatrehanao.
Fa raha tsy toa anay zaza ny olona
Dia tsy mba hanana anjara amin'ny lanitra.
Inty aho! Inty aho! Inty aho! Inty aho!
Manolotra ny fahazazako ho ANAO
Mampanantena ANAO fa ho euzsgrfc hendry
Manolotra ny fahazazako
Mba ho Voninahitrao.
Raha maditra aho JESO dia malahelo IANAO
Fa ho hendry foana aho eo tononkira.serasera.org anatrehanao
Ampio aho JESO mba ho fitaratra
Hitarika ireo lehibe ho any AMINAO
Inty aho! Inty aho! Inty aho! Inty aho!
Manolotra ny fahazazako ho ANAO
Mampanantena ANAO fa ho hendry
Manolotra ny fahazazako
Mba ho Voninahitrao.
A/C Tolojanahary.Rand
Fa tena tombony ho ahy eo anatrehanao.
Fa raha tsy toa anay zaza ny olona
Dia tsy mba hanana anjara amin'ny lanitra.
Inty aho! Inty aho! Inty aho! Inty aho!
Manolotra ny fahazazako ho ANAO
Mampanantena ANAO fa ho euzsgrfc hendry
Manolotra ny fahazazako
Mba ho Voninahitrao.
Raha maditra aho JESO dia malahelo IANAO
Fa ho hendry foana aho eo tononkira.serasera.org anatrehanao
Ampio aho JESO mba ho fitaratra
Hitarika ireo lehibe ho any AMINAO
Inty aho! Inty aho! Inty aho! Inty aho!
Manolotra ny fahazazako ho ANAO
Mampanantena ANAO fa ho hendry
Manolotra ny fahazazako
Mba ho Voninahitrao.
A/C Tolojanahary.Rand
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Vangy : 2145
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mika.tantely
Daty : 31/10/2018 11:49
