Midera, mihoby (Akany Fanantenana Oria (Fmta))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera mihoby
ny Tompo dsig ny fanahiko
fa teraka tooa
androany
ny mpamonjiko
fa izy no tompon’ny tompo
sy mpanjakako
ee dera sy laza ho anao Jesosy o

fa iza tokoa moa ianao Jesosy loyovcbi o?
fa tiako ho fantatra indrindra
ny anaranao, Jesosy o
ianao ve no Imanoela
sa i Mesia
sao dia mba inao aevn no ilay Kristy
jesosy o

Midera mihoby ny tompo
ny fanahiko
fa ankehitriny
izao dia tononkira.serasera.org mazava tokoa
fa jesosy irery
no tompo ny Tompo sy mpanjakako
ee izy no tiako
sy anjarako

fa iza tokoa moa ianao jesosy o....................

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akany Fanantenana Oria (Fmta)
Vangy : 2917
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 29/11/2007 11:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1662