Latsa-paka (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Latsa-paka ato am-poko ry Jeso
zany antsonao miantso ahy
feo malefaka xkms mibitsika ao am-po
fiantsona feno fitiavana
teny masina sy endry endre
manambitamby ahy manao hoe
iza no hiraiko rbedgm ianao va
ry mpanompo mahatoky ambarao
ity ny tononkira.serasera.org zanakao ry Tompo irao hmmaqcix
fa tsy mandaha ny antsonao aho
fa vanona aho andeha n’aiza n’aiza
toerana anirahanao ahy
akany fanantenana oria (fmta)
zany antsonao miantso ahy
feo malefaka xkms mibitsika ao am-po
fiantsona feno fitiavana
teny masina sy endry endre
manambitamby ahy manao hoe
iza no hiraiko rbedgm ianao va
ry mpanompo mahatoky ambarao
ity ny tononkira.serasera.org zanakao ry Tompo irao hmmaqcix
fa tsy mandaha ny antsonao aho
fa vanona aho andeha n’aiza n’aiza
toerana anirahanao ahy
akany fanantenana oria (fmta)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Vangy : 3597
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 05/11/2007 13:55
