Tsapako fa tsara ianao (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako fa tsara ianao
sy mpamindra fo tokoa
ny masoandro aposakao
ary fkxcky ny maraina koa
olombelona ianao nahatsiaro fa nania
miverena
ka mitodia f’izy no Tompo be fitia
ref:Tompo be fitia ianao
sy sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
miandry anao ilay tia
sambatra izahay ry Tompo
f’eo anilanao tokoa
ka ny tananao mihintsy
no mitantana anay
ref:Tompo be fitia ianao
sy sakaizanay ety
o ry mpanota o txve avia mdtm
miandry anao ilay tia tononkira.serasera.org
sy mpamindra fo tokoa
ny masoandro aposakao
ary fkxcky ny maraina koa
olombelona ianao nahatsiaro fa nania
miverena
ka mitodia f’izy no Tompo be fitia
ref:Tompo be fitia ianao
sy sakaizanay ety
o ry mpanota o avia
miandry anao ilay tia
sambatra izahay ry Tompo
f’eo anilanao tokoa
ka ny tananao mihintsy
no mitantana anay
ref:Tompo be fitia ianao
sy sakaizanay ety
o ry mpanota o txve avia mdtm
miandry anao ilay tia tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Vangy : 2989
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 27/11/2007 09:23
