Ry Jesosy ry zokinay (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
uyrzkpe Ry Jesosy ejswksza ry zokinay
mpitari-dalana o
mba tsijovinao sy tantano
ireto mpianatrao
raha tononkira.serasera.org sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ilay kapiteny hitandro ny dia
ny fisainanay re amboary
eto hanaraka anao
fa ny didinao re ry Tompo
tsy ho afaka ao antsainay ao
raha okcfkin sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ilay kapiteny
hitandro ny dia
mpitari-dalana o
mba tsijovinao sy tantano
ireto mpianatrao
raha tononkira.serasera.org sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ilay kapiteny hitandro ny dia
ny fisainanay re amboary
eto hanaraka anao
fa ny didinao re ry Tompo
tsy ho afaka ao antsainay ao
raha okcfkin sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ilay kapiteny
hitandro ny dia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Vangy : 3094
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 05/11/2007 13:49
