Tonga nofo (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga nofo ety an-tanyolombelona
Ilay Jesosy tompo soa famonjena
io no teny tonga nofo
ho anao, ka derao sy hobio fa Mpanjakanao
Ma Mpamonjy no teraka ho anareo
ao an-tranon’omby aho andeha zahao
tsy mba trano mendrika haja
izy izao; fa ao am-pahitra mahantra no hohitanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Vangy : 2541
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 20/11/2007 05:20