Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tonga nofo (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga nofo uycwrvm ety an-tany
olombelona
Ilay Jesosy tompo soa famonjena
io no teny tonga nofo
ho anao, ka derao sy hobio fa Mpanjakanao
Ma Mpamonjy jmlwoy no teraka ho dshil anareo
ao an-tranon’omby aho andeha zahao
tsy mba trano mendrika haja
izy izao; fa ao am-pahitra tononkira.serasera.org mahantra no hohitanao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Hits : 2985
Likes : 0 Like
Created by : andreasr
Date : 20/11/2007 05:20