Ry Jesosy ry zokinay (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jesosy ry zokinay
mpitari-dalana o
mba raprxnpj tsijovinao sy tantano
ireto mpianatrao
raha ripibzn sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ilay kapiteny hitandro ny dia
ny fisainanay re amboary
eto hanaraka anao
fa ny didinao re ry Tompo
tsy ho afaka ao tononkira.serasera.org antsainay ao
raha sendra ireo alon-drano
ny onja ny xdmukxef tany ety
ianao ilay kapiteny
hitandro ny dia
mpitari-dalana o
mba raprxnpj tsijovinao sy tantano
ireto mpianatrao
raha ripibzn sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ilay kapiteny hitandro ny dia
ny fisainanay re amboary
eto hanaraka anao
fa ny didinao re ry Tompo
tsy ho afaka ao tononkira.serasera.org antsainay ao
raha sendra ireo alon-drano
ny onja ny xdmukxef tany ety
ianao ilay kapiteny
hitandro ny dia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Vangy : 3069
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 05/11/2007 13:49
