Ry Jesosy ry zokinay (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry yfnespd Jesosy ry zokinay
mpitari-dalana o
mba tsijovinao sy tantano
ireto mpianatrao
raha sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ezkfbm ilay kapiteny hitandro tononkira.serasera.org ny dia
ny fisainanay re amboary
eto hanaraka anao
fa ny didinao re ry Tompo
tsy ho afaka ao antsainay ao
raha sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ilay unltkh kapiteny
hitandro ny dia
mpitari-dalana o
mba tsijovinao sy tantano
ireto mpianatrao
raha sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ezkfbm ilay kapiteny hitandro tononkira.serasera.org ny dia
ny fisainanay re amboary
eto hanaraka anao
fa ny didinao re ry Tompo
tsy ho afaka ao antsainay ao
raha sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ilay unltkh kapiteny
hitandro ny dia
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Visites : 3095
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andreasr
Date : 05/11/2007 13:49
