Ry Jesosy ry zokinay (Akany Fanantenana Oria (Fmta))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Jesosy ry zokinay
mpitari-dalana o
mba tsijovinao sy tononkira.serasera.org tantano
ireto mpianatrao
raha sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao ilay kapiteny rvxjask hitandro ny dia

ny tfcnk fisainanay re amboary
eto hanaraka anao
fa ny didinao re ry Tompo
tsy ho afaka ao antsainay ao
raha sendra ireo alon-drano
ny onja ny tany ety
ianao thjxbtj ilay kapiteny
hitandro ny dia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akany Fanantenana Oria (Fmta)
Visites : 3152
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andreasr
Date : 05/11/2007 13:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3942