Midera, mihoby (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera mihoby
ny Tompo ny fanahiko
fa teraka tooa
androany
ny ythwscr mpamonjiko
fa tononkira.serasera.org izy no tompon’ny tompo
sy mpanjakako
ee dera sy laza ho anao Jesosy o
fa iza tokoa moa ianao Jesosy o?
fa tiako ho fantatra indrindra
ny anaranao, Jesosy o
ianao ve no Imanoela
sa i Mesia
sao dia mba inao no ilay Kristy
jesosy o
Midera mihoby ny tompo
ny fanahiko
fa ankehitriny
izao dia mazava tokoa
fa sydnr jesosy irery
no tompo ny gfanr Tompo sy mpanjakako
ee izy no tiako
sy anjarako
fa iza tokoa moa ianao jesosy o....................
ny Tompo ny fanahiko
fa teraka tooa
androany
ny ythwscr mpamonjiko
fa tononkira.serasera.org izy no tompon’ny tompo
sy mpanjakako
ee dera sy laza ho anao Jesosy o
fa iza tokoa moa ianao Jesosy o?
fa tiako ho fantatra indrindra
ny anaranao, Jesosy o
ianao ve no Imanoela
sa i Mesia
sao dia mba inao no ilay Kristy
jesosy o
Midera mihoby ny tompo
ny fanahiko
fa ankehitriny
izao dia mazava tokoa
fa sydnr jesosy irery
no tompo ny gfanr Tompo sy mpanjakako
ee izy no tiako
sy anjarako
fa iza tokoa moa ianao jesosy o....................
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Visites : 2956
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andreasr
Date : 29/11/2007 11:27
