Midera, mihoby (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera mihoby
ny Tompo ny tononkira.serasera.org fanahiko
fa teraka tooa
androany
ny mpamonjiko
fa izy no tompon’ny vwdv tompo
sy mpanjakako
ee dera sy laza ho anao Jesosy o
fa iza bfliccw tokoa moa ianao Jesosy o?
fa tiako ho fantatra indrindra
ny anaranao, Jesosy o
ianao ve no Imanoela
sa i Mesia
sao dia mba inao no ilay Kristy
jesosy o
Midera mihoby ny tompo
ny fanahiko
fa ankehitriny qfkm
izao dia mazava tokoa
fa jesosy irery
no tompo ny Tompo sy mpanjakako
ee izy no tiako
sy anjarako
fa iza tokoa moa ianao jesosy o....................
ny Tompo ny tononkira.serasera.org fanahiko
fa teraka tooa
androany
ny mpamonjiko
fa izy no tompon’ny vwdv tompo
sy mpanjakako
ee dera sy laza ho anao Jesosy o
fa iza bfliccw tokoa moa ianao Jesosy o?
fa tiako ho fantatra indrindra
ny anaranao, Jesosy o
ianao ve no Imanoela
sa i Mesia
sao dia mba inao no ilay Kristy
jesosy o
Midera mihoby ny tompo
ny fanahiko
fa ankehitriny qfkm
izao dia mazava tokoa
fa jesosy irery
no tompo ny Tompo sy mpanjakako
ee izy no tiako
sy anjarako
fa iza tokoa moa ianao jesosy o....................
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Hits : 2919
Likes : 0 Like
Created by : andreasr
Date : 29/11/2007 11:27
