Midera, mihoby (Akany Fanantenana Oria (Fmta))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midera mihoby
ny Tompo ny fanahiko
fa teraka tooa
androany
ny mpamonjiko
fa izy no tompon’ny tompo
sy mpanjakako
ee dera sy laza ho anao tononkira.serasera.org Jesosy o
fa iza diqtgd tokoa moa ianao Jesosy o?
fa tiako ho fantatra indrindra
ny anaranao, Jesosy o
ianao ve no Imanoela
sa i Mesia
sao dia mba inao no ilay Kristy
jesosy o
Midera mihoby ny pyblwod tompo
ny fanahiko
fa ankehitriny
izao dia mazava tokoa
fa jesosy irery
no tompo ny Tompo sy mpanjakako
ee izy no tiako
sy anjarako
fa iza tokoa moa ianao mwxe jesosy o....................
ny Tompo ny fanahiko
fa teraka tooa
androany
ny mpamonjiko
fa izy no tompon’ny tompo
sy mpanjakako
ee dera sy laza ho anao tononkira.serasera.org Jesosy o
fa iza diqtgd tokoa moa ianao Jesosy o?
fa tiako ho fantatra indrindra
ny anaranao, Jesosy o
ianao ve no Imanoela
sa i Mesia
sao dia mba inao no ilay Kristy
jesosy o
Midera mihoby ny pyblwod tompo
ny fanahiko
fa ankehitriny
izao dia mazava tokoa
fa jesosy irery
no tompo ny Tompo sy mpanjakako
ee izy no tiako
sy anjarako
fa iza tokoa moa ianao mwxe jesosy o....................
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akany Fanantenana Oria (Fmta)Visites : 2955
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andreasr
Date : 29/11/2007 11:27
