VONONA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indreto izahay hihira ho Anao
Irinay Ianao ho kapiteninay
Ny deranay dia atolotray
Ho Anao ry Ray ho mandrakizay
Ref: Eh! vifxqa dimy amby efa-polo taona izao
No nijoronay iyzmifzi niderana Anao
Fa raha mbola velon’aina aho
Dia hitoetra hihira ho tononkira.serasera.org Anao
Ny HANITRY NY LANITRA Jesoa dia
Vonona andeha ho miaramilanao
2-Tariho nvmytc ‘zahay Tompo tianay
Tsy hivily fa hifikitra Aminao
Ka n’aiza aleha n’inona atao
Dia fihino mafy ho eo an-tratranao
3-Ny voadinay dia mandrakizay
Ny hanompo Anao sy hanao ny sotrakao
Ka rais ore izao saotra izao koa
Mitoera Ianao ho eto anilanay
Irinay Ianao ho kapiteninay
Ny deranay dia atolotray
Ho Anao ry Ray ho mandrakizay
Ref: Eh! vifxqa dimy amby efa-polo taona izao
No nijoronay iyzmifzi niderana Anao
Fa raha mbola velon’aina aho
Dia hitoetra hihira ho tononkira.serasera.org Anao
Ny HANITRY NY LANITRA Jesoa dia
Vonona andeha ho miaramilanao
2-Tariho nvmytc ‘zahay Tompo tianay
Tsy hivily fa hifikitra Aminao
Ka n’aiza aleha n’inona atao
Dia fihino mafy ho eo an-tratranao
3-Ny voadinay dia mandrakizay
Ny hanompo Anao sy hanao ny sotrakao
Ka rais ore izao saotra izao koa
Mitoera Ianao ho eto anilanay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1586
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 10/05/2017 10:11
