Maty Jesosy (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

1-Maty Jesosy nisolo ahy re
Indro fitiavana
Niaritra irery tao anaty alim-be
Indro fitiavana

2-Tsy foiko mantsy ho faty Ianao
'Zaho fitiavana
Ka dia nafoiko ny aiko ho anao
'ZaTsiky dia ampyho fitiavana

3-E! Voahombo na tsy diso le
Indro fitiavana
Nahafoy ny ainy ilay zanaky e!
Indro fitiavana

Fiv:Inona no itanao
Amiko ratsy izao
No dia nafoinao na dia ny ainao
Tompo รด! Ambarao (ahy izao)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Mpamaky : 398
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Hanitrynylanitra
Tamin'ny : 02/05/2018 09:58:01
ID : 10574

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo