FIKASANA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isaky ny mijery ny tontoloko aho ry tiadc Raiko ô!
Dia miandrandra foana te hiteny ho Anao aho
Isaky ny mahita ireo tanora maro namako aho
Dia honena foana te hiteny hoe misy wijpk Ianao
Fiv: Tiako zaraina amin’ireo tsy tononkira.serasera.org mahalala Ianao
Tiako dradraina hatrany fa velona mandrakizay
2-Isaky ny mibanjina ireo mpitondra mafaitra aho
Dia tsaroako hatrany izay nataonao tamiko
Isaky ny mieritreritra ny taniko aho lploqag Raiko ô!
Dia te hitraotra hijoro fa mahery Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1578
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 12:59