Ampidiro aloha ny tenimiafina
VONONA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indreto izahay hihira yzjr ho Anao
Irinay Ianao ho kapiteninay
Ny vild deranay dia atolotray
Ho Anao ry Ray ho mandrakizay
Ref: Eh! dimy amby efa-polo taona izao
No nijoronay niderana Anao
Fa raha mbola velon’aina aho
Dia hitoetra hihira ho lwpccm Anao
Ny HANITRY NY LANITRA Jesoa dia
Vonona andeha ho miaramilanao
2-Tariho ‘zahay Tompo tianay
Tsy hivily fa hifikitra Aminao
Ka n’aiza aleha tononkira.serasera.org n’inona atao
Dia fihino mafy ho eo an-tratranao
3-Ny voadinay dia mandrakizay
Ny hanompo Anao sy hanao ny sotrakao
Ka rais ore izao saotra izao koa
Mitoera Ianao ho eto anilanay
Irinay Ianao ho kapiteninay
Ny vild deranay dia atolotray
Ho Anao ry Ray ho mandrakizay
Ref: Eh! dimy amby efa-polo taona izao
No nijoronay niderana Anao
Fa raha mbola velon’aina aho
Dia hitoetra hihira ho lwpccm Anao
Ny HANITRY NY LANITRA Jesoa dia
Vonona andeha ho miaramilanao
2-Tariho ‘zahay Tompo tianay
Tsy hivily fa hifikitra Aminao
Ka n’aiza aleha tononkira.serasera.org n’inona atao
Dia fihino mafy ho eo an-tratranao
3-Ny voadinay dia mandrakizay
Ny hanompo Anao sy hanao ny sotrakao
Ka rais ore izao saotra izao koa
Mitoera Ianao ho eto anilanay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1638
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 10/05/2017 10:11
