VAVAKA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Inty aho manolo-tena
Efa resy, menatra aho sady reraka
Ambeno aho tsy hiala Aminao
Na hanalavitra Anao
Feno fahatsarana Ianao
Tsy misy mahery toa Anao

Fiv: Raiso ry tononkira.serasera.org Tompo izao vavako zrlfxefk izao
Fa Ianao no mpanafaka cdls izay mibebaka
Mba ho Anao

2-Raha sendra ny fankam-panahy
Ianao Jesoa no hialoha lalanay
Handrava izay mampanahy
Ny fo sy fanahinay
Hatoky gvpzi tokoa ny herinao
Ho faly izahay fa eo Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1911
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 10/05/2017 10:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1334