HO VERY MAINA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy hdpj ny fitiavana, fihavanana
Satria ny eto an-tany tsy milamina
Fifamonoana herisetra fampahoriana
Zay no misy fsjyedgk hatrany, hatrany
Dia ho very maina ary ve ny ainy
Satria izay olona hngbk antenainy
Tian’ady, mpampahory
Ny rà zay nalatsany mba ho antsika
Toa ho rara-poana sy nanjininika
Fa tononkira.serasera.org ny olona, tsy niova
Ireo fakam-panahy izay niadiany mafy
Na inona latsa sy eso nafafy
Nozakainy, nolanjainy
Na inona kapoka sy hirifiry
Tsy kivy Jeso fa vao maika nikiry
Niady irery, mba tsy ho very
Aiza no misy ny fitiavana, fihavanana
Satria ny eto an-tany tsy milamina
Fifamonoana herisetra fampahoriana
Zay no misy hatrany, hatrany
Rasamison Haja Soloniaina
Satria ny eto an-tany tsy milamina
Fifamonoana herisetra fampahoriana
Zay no misy fsjyedgk hatrany, hatrany
Dia ho very maina ary ve ny ainy
Satria izay olona hngbk antenainy
Tian’ady, mpampahory
Ny rà zay nalatsany mba ho antsika
Toa ho rara-poana sy nanjininika
Fa tononkira.serasera.org ny olona, tsy niova
Ireo fakam-panahy izay niadiany mafy
Na inona latsa sy eso nafafy
Nozakainy, nolanjainy
Na inona kapoka sy hirifiry
Tsy kivy Jeso fa vao maika nikiry
Niady irery, mba tsy ho very
Aiza no misy ny fitiavana, fihavanana
Satria ny eto an-tany tsy milamina
Fifamonoana herisetra fampahoriana
Zay no misy hatrany, hatrany
Rasamison Haja Soloniaina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1476
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 13:00
