HALELOIA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Lehibe Jehovah Ray
Lehibe ny heriny
Lehibe ny asany
Ka mendrika ny hoderaina
Fiv: kazwupm Haleloia, nfdke haleloia
Voninahitra ho Anao ry Ray
2-Masina ny Tomponay
Hazavana ny ao Aminy
Mankalaza avokoa
Ny asa tananao tononkira.serasera.org qsspcvy ry Tompo ô
Lehibe ny heriny
Lehibe ny asany
Ka mendrika ny hoderaina
Fiv: kazwupm Haleloia, nfdke haleloia
Voninahitra ho Anao ry Ray
2-Masina ny Tomponay
Hazavana ny ao Aminy
Mankalaza avokoa
Ny asa tananao tononkira.serasera.org qsspcvy ry Tompo ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1686
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 13:00
