VONONA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indreto whjyh izahay hihira ho Anao
Irinay Ianao ho kapiteninay
Ny deranay dia atolotray
Ho Anao ry Ray ho mandrakizay
Ref: Eh! dimy amby efa-polo taona izao
No nijoronay niderana Anao
Fa raha mbola velon’aina aho
Dia hitoetra hihira ho Anao
Ny HANITRY NY LANITRA Jesoa dia
Vonona andeha ho miaramilanao
2-Tariho ‘zahay Tompo tianay
Tsy hivily fa hifikitra qkyl Aminao
Ka n’aiza aleha n’inona atao
Dia fihino tononkira.serasera.org mafy ho eo an-tratranao
3-Ny voadinay dia mandrakizay
Ny hanompo Anao zvuet sy hanao ny sotrakao
Ka rais ore izao saotra izao koa
Mitoera Ianao ho eto anilanay
Irinay Ianao ho kapiteninay
Ny deranay dia atolotray
Ho Anao ry Ray ho mandrakizay
Ref: Eh! dimy amby efa-polo taona izao
No nijoronay niderana Anao
Fa raha mbola velon’aina aho
Dia hitoetra hihira ho Anao
Ny HANITRY NY LANITRA Jesoa dia
Vonona andeha ho miaramilanao
2-Tariho ‘zahay Tompo tianay
Tsy hivily fa hifikitra qkyl Aminao
Ka n’aiza aleha n’inona atao
Dia fihino tononkira.serasera.org mafy ho eo an-tratranao
3-Ny voadinay dia mandrakizay
Ny hanompo Anao zvuet sy hanao ny sotrakao
Ka rais ore izao saotra izao koa
Mitoera Ianao ho eto anilanay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1584
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 10/05/2017 10:11
