TY FIRENENA ITY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ty firenena ity Andriamanitra ô!
Mila Anao tokoa
Mitady fatratra, sasatra mila famonjena
Fa mila ho potraka, trotratrotraka
Nefa manantena
Fa hainao avokoa izay rehetra mety mahasoa

Fiv: Tompo Rainay be fitia ô ! tantano ny dia
Fa ny sandrimaherinao no ifikiranay
Ka na ho levona aza izao tontolo izao
Mbola anjarako Ianao ry Andriamanitro

2- Ty firenena ity Andriamanitra ô !
Mila Anao tokoa
Noho ireo zava-tsoa izay ananao
Ny fahefana izay nanorenanao izao tontolo izao
No angatahinay hanorenanao ‘ty firenenay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 2632
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0762