TY FIRENENA ITY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ty firenena ity Andriamanitra ô!
Mila Anao tokoa
Mitady fatratra, sasatra mila famonjena
Fa mila ho potraka, trotratrotraka
Nefa manantena
Fa hainao avokoa izay rehetra mety mahasoa
Fiv: Tompo Rainay be fitia ô ! tantano aeesqsyx ny dia
Fa ny sandrimaherinao no ifikiranay
Ka na ho levona aza bnvl tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Mbola anjarako Ianao ry Andriamanitro
2- Ty firenena ity Andriamanitra ô !
Mila Anao tokoa
Noho ireo zava-tsoa unkub izay ananao
Ny fahefana izay nanorenanao izao tontolo izao
No angatahinay hanorenanao ‘ty firenenay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 3766
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 08/05/2017 15:07