TY FIRENENA ITY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ty firenena ity aapovb Andriamanitra ô!
Mila Anao tokoa
Mitady fatratra, sasatra mila famonjena
Fa mila ho potraka, trotratrotraka
Nefa manantena
Fa hainao avokoa izay rehetra mety mahasoa
Fiv: Tompo Rainay be fitia ô ! tononkira.serasera.org tantano ny dia
Fa ny sandrimaherinao no ifikiranay
Ka na ho levona aza izao tontolo izao
Mbola anjarako Ianao ry Andriamanitro
2- Ty firenena ity hzcskmn Andriamanitra ô !
Mila Anao tokoa
Noho ireo zava-tsoa izay fwntalp ananao
Ny fahefana izay nanorenanao izao tontolo izao
No angatahinay hanorenanao ‘ty firenenay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 3849
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 08/05/2017 15:07