TSY AVY HIANTSO NY MARINA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy ho avy hiantso tononkira.serasera.org ny marina Ianao Tompo ô!
Fa ny mpanota hibebaka
Izany no antony nidinanao tety
Hamonjy hanafaka izao tontolo epvli izao
Fiv: Ny fahotako marobe
Ny toetrako tsy madio
Mba afaka handray ve
Anao Jesoa anio
Antenaiko inoako koa
Ianao no afaka bephym manavao
Na ny saina na ny fo
Amin’izao dqcqelne fotoana izao
2-Tsy tonga hitsara na hoe hanameloka Ianao
Fa ho mpandresy lay ratsy
Ianao no sorona ho anay tsy mendrika
Handova fiainana mandrakizay
Fa ny mpanota hibebaka
Izany no antony nidinanao tety
Hamonjy hanafaka izao tontolo epvli izao
Fiv: Ny fahotako marobe
Ny toetrako tsy madio
Mba afaka handray ve
Anao Jesoa anio
Antenaiko inoako koa
Ianao no afaka bephym manavao
Na ny saina na ny fo
Amin’izao dqcqelne fotoana izao
2-Tsy tonga hitsara na hoe hanameloka Ianao
Fa ho mpandresy lay ratsy
Ianao no sorona ho anay tsy mendrika
Handova fiainana mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1987
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 08/05/2017 15:10
