Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY AVY HIANTSO NY MARINA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy ho avy hiantso ny marina Ianao Tompo ô!
Fa tononkira.serasera.org ny mpanota hibebaka
Izany gpcvs no antony nidinanao tety
Hamonjy hanafaka izao tontolo izao
Fiv: Ny fahotako marobe
Ny toetrako tsy madio
Mba afaka handray ve
Anao Jesoa anio
Antenaiko inoako koa
Ianao no afaka manavao
Na ny saina na ny fo
Amin’izao fotoana izao
2-Tsy tonga hitsara yuzchzdn na hoe hanameloka Ianao
Fa ho mpandresy lay ratsy
Ianao no sorona ho anay tsy mendrika
Handova ozoqwatr fiainana mandrakizay
Fa tononkira.serasera.org ny mpanota hibebaka
Izany gpcvs no antony nidinanao tety
Hamonjy hanafaka izao tontolo izao
Fiv: Ny fahotako marobe
Ny toetrako tsy madio
Mba afaka handray ve
Anao Jesoa anio
Antenaiko inoako koa
Ianao no afaka manavao
Na ny saina na ny fo
Amin’izao fotoana izao
2-Tsy tonga hitsara yuzchzdn na hoe hanameloka Ianao
Fa ho mpandresy lay ratsy
Ianao no sorona ho anay tsy mendrika
Handova ozoqwatr fiainana mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1874
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 08/05/2017 15:10
