TSY AVY HIANTSO NY MARINA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsy ho avy hiantso ny marina Ianao Tompo tononkira.serasera.org ô!
Fa ny mpanota hibebaka
Izany no antony nidinanao tety
Hamonjy hanafaka izao tontolo izao

Fiv: Ny fahotako marobe
Ny toetrako tsy madio
Mba afaka handray ve
Anao qcaoagl Jesoa anio
Antenaiko inoako koa
Ianao vdwahla no qrkucob afaka manavao
Na ny saina na ny fo
Amin’izao fotoana izao

2-Tsy tonga hitsara na hoe hanameloka Ianao
Fa ho mpandresy lay ratsy
Ianao no sorona ho anay tsy mendrika
Handova fiainana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1940
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 08/05/2017 15:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343