TOMPO O! INTY IRAHO AHO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô inty iraho aho
Efa vonona aho ny wmqdj hanantontosa
Zay sitraponao ry Ray gxgnmp mpanjaka
Kan’aiza no hanirahanao
Na efitra na ny tany lao
Iraho aho e! iraho aho e !
Iraho aho tononkira.serasera.org Tompo ô!
Njao lay foko zay nandao
Efa tonga tena gvpkgiw sahy
Ka izao tontolo izao ho lasanao tokoa
Efa vonona aho iraho aho Tompo ô!
Ka n’aiza no aleha iraho aho Tompo ô!
Efa vonona aho ny wmqdj hanantontosa
Zay sitraponao ry Ray gxgnmp mpanjaka
Kan’aiza no hanirahanao
Na efitra na ny tany lao
Iraho aho e! iraho aho e !
Iraho aho tononkira.serasera.org Tompo ô!
Njao lay foko zay nandao
Efa tonga tena gvpkgiw sahy
Ka izao tontolo izao ho lasanao tokoa
Efa vonona aho iraho aho Tompo ô!
Ka n’aiza no aleha iraho aho Tompo ô!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1803
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:09
