TOMPO O! INTY IRAHO AHO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô inty iraho aho
Efa vonona ojehe aho ny hanantontosa
Zay sitraponao ry Ray mpanjaka
Kan’aiza no hanirahanao
Na efitra na ny tany lao
Iraho aho e! iraho kxibm aho e !
Iraho ttefkya aho Tompo ô!
Njao lay foko zay nandao
Efa tonga tena sahy
Ka izao tontolo izao ho lasanao tokoa
Efa vonona aho iraho tononkira.serasera.org aho Tompo ô!
Ka n’aiza no aleha iraho aho Tompo ô!
Efa vonona ojehe aho ny hanantontosa
Zay sitraponao ry Ray mpanjaka
Kan’aiza no hanirahanao
Na efitra na ny tany lao
Iraho aho e! iraho kxibm aho e !
Iraho ttefkya aho Tompo ô!
Njao lay foko zay nandao
Efa tonga tena sahy
Ka izao tontolo izao ho lasanao tokoa
Efa vonona aho iraho tononkira.serasera.org aho Tompo ô!
Ka n’aiza no aleha iraho aho Tompo ô!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1804
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 08/05/2017 15:09
