TOMPO O! INTY IRAHO AHO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô inty iraho aho
Efa vonona aho ny hanantontosa
Zay sitraponao ry Ray mpanjaka

Kan’aiza no hanirahanao
Na efitra na ny tany lao
Iraho aho e! iraho aho e !
Iraho aho Tompo ô!

Njao lay foko zay nandao
Efa tonga tena sahy
Ka izao tontolo izao ho lasanao tokoa
Efa vonona aho iraho aho Tompo ô!
Ka n’aiza no aleha iraho aho Tompo ô!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Vangy : 1216
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 08/05/2017 15:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073