SAHY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndreto zahay sahy mijoro
Ho an'ity firenena ity
Vonona hiady amin ny devoly
hampanjaka ny marina
Tena sahy(*3) sy vonona
Tena cxbbq sahy
Handray andraikitra
Ho mpitory mendrika tokoa
Tsy hizaha tavan olona
Hampiatra reo lazain ny baiboly
Amim pahamendrehana
Ho mpitory mendri piderana
Amin ireo gkdmectf asa tononkira.serasera.org izay atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an ireo mylwq trotraka sy lao.
HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM PAHAMENDREHANA
Ho an'ity firenena ity
Vonona hiady amin ny devoly
hampanjaka ny marina
Tena sahy(*3) sy vonona
Tena cxbbq sahy
Handray andraikitra
Ho mpitory mendrika tokoa
Tsy hizaha tavan olona
Hampiatra reo lazain ny baiboly
Amim pahamendrehana
Ho mpitory mendri piderana
Amin ireo gkdmectf asa tononkira.serasera.org izay atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an ireo mylwq trotraka sy lao.
HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM PAHAMENDREHANA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1117
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahony
Daty : 26/12/2018 11:35
