SAHY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndreto zahay sahy mijoro
Ho an'ity firenena ity
Vonona hiady amin ny devoly
hampanjaka ny marina
Tena sahy(*3) wcnxzqhr sy vonona
Tena sahy
Handray andraikitra
Ho mpitory mendrika tokoa
Tsy hizaha tavan olona
Hampiatra reo lazain ny baiboly
Amim pahamendrehana
Ho mpitory mendri piderana
Amin ireo asa izay llheariw ecapf atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an tononkira.serasera.org ireo trotraka sy lao.
HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM PAHAMENDREHANA
Ho an'ity firenena ity
Vonona hiady amin ny devoly
hampanjaka ny marina
Tena sahy(*3) wcnxzqhr sy vonona
Tena sahy
Handray andraikitra
Ho mpitory mendrika tokoa
Tsy hizaha tavan olona
Hampiatra reo lazain ny baiboly
Amim pahamendrehana
Ho mpitory mendri piderana
Amin ireo asa izay llheariw ecapf atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an tononkira.serasera.org ireo trotraka sy lao.
HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM PAHAMENDREHANA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1165
Likes : 0 Like
Created by : Rahony
Date : 26/12/2018 11:35
