SAHY (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndreto zahay rbjc sahy mijoro
Ho an'ity firenena ity
Vonona hiady mlnajtdb amin ny devoly
hampanjaka ny marina
Tena sahy(*3) sy vonona
Tena tononkira.serasera.org sahy
Handray andraikitra
Ho mpitory mendrika tokoa
Tsy hizaha tavan olona
Hampiatra reo lazain ny baiboly
Amim pahamendrehana
Ho mpitory mendri piderana
Amin jixu ireo asa izay atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an ireo trotraka sy lao.
HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM PAHAMENDREHANA
Ho an'ity firenena ity
Vonona hiady mlnajtdb amin ny devoly
hampanjaka ny marina
Tena sahy(*3) sy vonona
Tena tononkira.serasera.org sahy
Handray andraikitra
Ho mpitory mendrika tokoa
Tsy hizaha tavan olona
Hampiatra reo lazain ny baiboly
Amim pahamendrehana
Ho mpitory mendri piderana
Amin jixu ireo asa izay atao
Ho mpitory hitondra hazavana
Ho an ireo trotraka sy lao.
HANATANTERAKA NY ASA FITORIANA
AMIM PAHAMENDREHANA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1163
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahony
Date : 26/12/2018 11:35
