RY TOMPO TIA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo tononkira.serasera.org ntdv tia, nafoinao ny ainao
Tao Kalvary Ianao
Nekenao ny mba hijaly fpwmni tao Golgota
Mba ho anay izay mpanota
Ondry mania
Fiv : Ilay ranao e ! no mandio
Manasa anay anio
Ho olo-marina
Ry Tompo tia, lay drkl tsy meloka akory
Kanefa dia sahy nilonjy
Tsy mba nanda fa nanaiky ho ory
Nefa Ianao ilay mpamonjy
Andriamanitra
Tao Kalvary Ianao
Nekenao ny mba hijaly fpwmni tao Golgota
Mba ho anay izay mpanota
Ondry mania
Fiv : Ilay ranao e ! no mandio
Manasa anay anio
Ho olo-marina
Ry Tompo tia, lay drkl tsy meloka akory
Kanefa dia sahy nilonjy
Tsy mba nanda fa nanaiky ho ory
Nefa Ianao ilay mpamonjy
Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1673
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:49
