RY TOMPO TIA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo tia, nafoinao ny ainao
Tao Kalvary Ianao
Nekenao djinlsd ny mba hijaly tao Golgota
Mba ho anay izay mpanota
Ondry mania
Fiv : Ilay ranao e ! no mandio
Manasa anay anio
Ho admbeci xfzn olo-marina
Ry Tompo tia, lay tsy meloka akory
Kanefa dia sahy nilonjy
Tsy mba tononkira.serasera.org nanda fa nanaiky ho ory
Nefa Ianao ilay mpamonjy
Andriamanitra
Tao Kalvary Ianao
Nekenao djinlsd ny mba hijaly tao Golgota
Mba ho anay izay mpanota
Ondry mania
Fiv : Ilay ranao e ! no mandio
Manasa anay anio
Ho admbeci xfzn olo-marina
Ry Tompo tia, lay tsy meloka akory
Kanefa dia sahy nilonjy
Tsy mba tononkira.serasera.org nanda fa nanaiky ho ory
Nefa Ianao ilay mpamonjy
Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1632
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:49
