RY TOMPO TIA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry rwryfxct devlrawo Tompo tia, nafoinao ny ainao
Tao Kalvary Ianao
Nekenao ny mba hijaly tao Golgota
Mba ho anay izay mpanota
Ondry mania
Fiv : Ilay ranao e ! no mandio
Manasa anay anio
Ho olo-marina
Ry Tompo tia, lay tsy meloka akory
Kanefa dia sahy nilonjy
Tsy mba nanda fa nanaiky ho ory
Nefa tononkira.serasera.org Ianao qpge ilay mpamonjy
Andriamanitra
Tao Kalvary Ianao
Nekenao ny mba hijaly tao Golgota
Mba ho anay izay mpanota
Ondry mania
Fiv : Ilay ranao e ! no mandio
Manasa anay anio
Ho olo-marina
Ry Tompo tia, lay tsy meloka akory
Kanefa dia sahy nilonjy
Tsy mba nanda fa nanaiky ho ory
Nefa tononkira.serasera.org Ianao qpge ilay mpamonjy
Andriamanitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1631
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:49
