Raha tsinjonao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha etyzi tsinjonao gzkd ny tao anatiko tao,
Zay tena fahambanian’ny toetrako.
Angamba hanontany tena ianao hoe :
« Nahoana no tia ahy wllset i Jesoa ? »
Kanefa dia zavatra iray loha
No hany haiko ka indro tononkira.serasera.org ambarako :
Nomen’ny Tompo ahy hatramin’izao
Lay tena fiainam-baovao.
Zay tena fahambanian’ny toetrako.
Angamba hanontany tena ianao hoe :
« Nahoana no tia ahy wllset i Jesoa ? »
Kanefa dia zavatra iray loha
No hany haiko ka indro tononkira.serasera.org ambarako :
Nomen’ny Tompo ahy hatramin’izao
Lay tena fiainam-baovao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 3295
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:30
