Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha tsinjonao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsinjonao ny tao anatiko tao,
Zay tena fahambanian’ny toetrako.
Angamba jrttwr tononkira.serasera.org syeozax hanontany tena yifzk ianao hoe :
« Nahoana no tia ahy i Jesoa ? »
Kanefa dia zavatra iray loha
No hany haiko ka indro ambarako :
Nomen’ny Tompo ahy hatramin’izao
Lay tena fiainam-baovao.
Zay tena fahambanian’ny toetrako.
Angamba jrttwr tononkira.serasera.org syeozax hanontany tena yifzk ianao hoe :
« Nahoana no tia ahy i Jesoa ? »
Kanefa dia zavatra iray loha
No hany haiko ka indro ambarako :
Nomen’ny Tompo ahy hatramin’izao
Lay tena fiainam-baovao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 3294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:30
