Raha tsinjonao (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsinjonao ny tao anatiko coloy tao,
Zay tena jeykfk fahambanian’ny toetrako.
Angamba hanontany tena ianao hoe :
« Nahoana no tia ahy i Jesoa ? »
Kanefa tononkira.serasera.org dia zavatra iray loha
No hany haiko ka indro ambarako jhoerfk :
Nomen’ny Tompo ahy hatramin’izao
Lay tena fiainam-baovao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 3154
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 03/05/2017 11:30