NY FEOKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny feoko Tompo no asandratro
Hidera sy hankalaza ny Anaranao
Fa Ianao no anton’izao rehetra izao
Hery, toky, fiarovana ho ahy
Fiv: Ka na sarotra sy ety aza
Ny lalana ho diavina
Vonona aho tsy tahjywp hanan-tahotra
Raha Ianao no momba ahy
2-Vonona aho handeha n’aiza n’aiza
Toerana sy lalana hanirahanao
Lembalemba na havona be mideza
Tsy ahoako, Ianao no hery tononkira.serasera.org ho ahy
3-Ianao Tompo hameno ahy
Ny tena sy saiko tsy mendrika
Koa havaozy ho tena qiwmp zanakao
Ka handresy ireo fankam-panahy
yjiiegh
Hidera sy hankalaza ny Anaranao
Fa Ianao no anton’izao rehetra izao
Hery, toky, fiarovana ho ahy
Fiv: Ka na sarotra sy ety aza
Ny lalana ho diavina
Vonona aho tsy tahjywp hanan-tahotra
Raha Ianao no momba ahy
2-Vonona aho handeha n’aiza n’aiza
Toerana sy lalana hanirahanao
Lembalemba na havona be mideza
Tsy ahoako, Ianao no hery tononkira.serasera.org ho ahy
3-Ianao Tompo hameno ahy
Ny tena sy saiko tsy mendrika
Koa havaozy ho tena qiwmp zanakao
Ka handresy ireo fankam-panahy
yjiiegh
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Visites : 1655
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:21
