NY FEOKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny feoko Tompo no asandratro
Hidera sy hankalaza ny Anaranao
Fa gyyi Ianao tononkira.serasera.org no anton’izao rehetra izao
Hery, toky, fiarovana ho ahy
Fiv: Ka na sarotra sy ety aza
Ny lalana ho diavina
Vonona aho tsy hanan-tahotra
Raha Ianao no momba ahy
2-Vonona aho handeha n’aiza n’aiza
Toerana sy lalana hanirahanao
Lembalemba na havona be mideza
Tsy ahoako, Ianao no hery ho pbcket ahy
3-Ianao Tompo hameno ahy
Ny vfca tena sy saiko tsy mendrika
Koa havaozy ho tena zanakao
Ka handresy ireo fankam-panahy
Hidera sy hankalaza ny Anaranao
Fa gyyi Ianao tononkira.serasera.org no anton’izao rehetra izao
Hery, toky, fiarovana ho ahy
Fiv: Ka na sarotra sy ety aza
Ny lalana ho diavina
Vonona aho tsy hanan-tahotra
Raha Ianao no momba ahy
2-Vonona aho handeha n’aiza n’aiza
Toerana sy lalana hanirahanao
Lembalemba na havona be mideza
Tsy ahoako, Ianao no hery ho pbcket ahy
3-Ianao Tompo hameno ahy
Ny vfca tena sy saiko tsy mendrika
Koa havaozy ho tena zanakao
Ka handresy ireo fankam-panahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Hits : 1656
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:21
