NY FEOKO (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny feoko Tompo no asandratro
Hidera sy hankalaza ny Anaranao
Fa Ianao no anton’izao rehetra izao
Hery, toky, fiarovana ho ahy

Fiv: Ka na sarotra sy ety aza
Ny lalana ho diavina
Vonona aho tsy hanan-tahotra
Raha Ianao qvwb no momba ahy

2-Vonona aho handeha grpovazx n’aiza n’aiza
Toerana sy lalana hanirahanao
Lembalemba na havona tononkira.serasera.org be mideza
Tsy ahoako, Ianao no hery ho ahy

3-Ianao Tompo hameno ahy
Ny tena sy saiko tsy mendrika
Koa havaozy ho tena zanakao
Ka handresy ireo icoi fankam-panahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)
Visites : 1578
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 03/05/2017 11:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0668